Énergie noire

Contenu public
Énergie noire

Énergie noire

Énergie tsy hita maso, tsy afaka rehefina no mameno ny 68% ny Univers (énergie noire). Io énergie noire io no tompon'andraikitra amin'ny accélération de l'expansion de l'Univers. Karazana hery mifanohitra amin'ny force de gravité izay mampifandrohy ny Galaxie izany io. Raha tsy m…
Afficher plus
Cette rubrique est accessible publiquement. Aucun compte membre n'est nécessaire pour consulter son contenu.

Énergie tsy hita maso, tsy afaka rehefina no mameno ny 68% ny Univers (énergie noire). Io énergie noire io no tompon'andraikitra amin'ny accélération de l'expansion de l'Univers. Karazana hery mifanohitra amin'ny force de gravité izay mampifandrohy ny Galaxie izany io. Raha tsy misy io énergie noire io dia midika izany fa tsy homogène partout ny Univers. Lasa mitsangana tamin'ny maty izany ry Copernic sy Galilée raha tsy misy ny énergie noire, izany hoe isika no centre de l'Univers.


Partager cette page
Le partage est disponible sans connexion.
43 vues

Commentaires

2 commentaires