Championnat de Taekwondo Madagascar 4 à 6 novembre 2026

Contenu public
Championnat de Taekwondo Madagascar 4 à 6 novembre 2026

Championnat de Taekwondo Madagascar 4 à 6 novembre 2026

..........Hatao ao Fianarantsoa ny Fifaninanana ny ho tompon-dakan'i Madagasikara amin'ny taranja fanatanjahan-tena Taekwondo ny 04-05-06 novembra 2026 izao...........Hisy mpikatroka Taekwondo mihoatra ny 500 isa hofaninana ao avy amin'ny lafy valon'i Madagasikara. ..........Mane…
Afficher plus
Cette rubrique est accessible publiquement. Aucun compte membre n'est nécessaire pour consulter son contenu.

..........

Hatao ao Fianarantsoa ny Fifaninanana ny ho tompon-dakan'i Madagasikara amin'ny taranja fanatanjahan-tena Taekwondo ny 04-05-06 novembra 2026 izao.


..........

Hisy mpikatroka Taekwondo mihoatra ny 500 isa hofaninana ao avy amin'ny lafy valon'i Madagasikara.


..........

Manentana atsika ho tonga hanontrona sy hanao fizaràna amin'ny fampahafantarana ny Ligy Taekwondo Matsiatra Ambony izay tarihin'i Filoha Lefitra sady Maître Fetra Ramamonjisoa sy ny Filohan'ny Ligy Rija Rakotozanakajy.


Partager cette page
Le partage est disponible sans connexion.
230 vues

Commentaires

1 commentaire