Refin'ny tranon-trondro sy ny afaka miaraka

Contenu réservé aux membres
Refin'ny tranon-trondro sy ny afaka miaraka

Refin'ny tranon-trondro sy ny afaka miaraka

FampidiranaNy halehiben'ny dobo amin'ny fiompiana trondro dia arakaraka ny paika hatao sy ny habetsahan'ny trodro hompiana. Ho an’ny dobo mahazatra dia ny velarany no matetika resahina. Ny halaliny dia 1 - 1,5m dia efa mety. Izany hoe ny dobo 1 000m² dia misy rano 1 000 - 1 500 m…
Afficher plus
Partager cette page
Le partage est disponible sans connexion.
63 vues

Commentaires

2 commentaires