Andro sy lanjan'ny trondro
Fampidirana Ho an’ny carpes dia zava-dehibe ny fahafantarana ny lanjany noho ny andro niainany, indrindra ho amin’ny fatran'ny sakafo homena azy isanandro. Rehefa mangatsiaka ny rano ao anatin’ny dobo dia ela fitombo ny trondro. Raha mafàna kosa dia lasa haingam-pitombo, ary izay…
Afficher plus
Commentaires
Connectez-vous avec votre numéro de téléphone et votre mot de passe pour consulter les commentaires et participer à la discussion.
Se connecter · Devenir membre