ZEZIKA
Ato ny ahitana ireo fomba fanamboarana zezika organika sy biolojika mahomby sy mora vidy ho an’ny fambolena. Zavatra 3 no ilain'ny voly dia ny N, ny P ary ny K. Ny azote N ilaina @ fitombon'ny raviny sy tahony. Ny Phosphore P ilaina @ famelanana sy voany (fruits). Ny Potassium K …
Afficher plus
Commentaires
Connectez-vous avec votre numéro de téléphone et votre mot de passe pour consulter les commentaires et participer à la discussion.
Se connecter · Devenir membre