Sakafon'ny trondro

Contenu réservé aux membres
Sakafon'ny trondro

Sakafon'ny trondro

Fampidirana Ho an’ny afovoan-tany eto Madagasikara dia moamora kokoa ny miompy "carpe commune" na ilay antsoin'ny siatifika hoe Cyprinus carpio satria mora ny manamboatra ny sakafony avy amin’ny akora hita eto Madagasikara dia ny vovom-bary, katsaka, mangahazo, taimboanjo, vovona…
Afficher plus
Partager cette page
Le partage est disponible sans connexion.
73 vues

Commentaires

4 commentaires