Boky Làlan'i Madagasikara 2025 sy 2026

Contenu public
Boky Làlan'i Madagasikara 2025 sy 2026

Boky Làlan'i Madagasikara 2025 sy 2026

Làlan'i Madagasikara - Edisiona faharoa Làlan'i Madagasikara I 3M - 2025 : - Paika Fambolena 90 isa. - Paika Fiompiana 7 isa. - Paika Fitsaboana Adigasy 18 isa. - Paika Fanamboarana zezika 12 isa. - Paika Tari-tsaina 6 isa. - PIR 3M 5 isa. Tohiny Làlan'i Madagasikara II 3M² - 202…
Afficher plus
Cette rubrique est accessible publiquement. Aucun compte membre n'est nécessaire pour consulter son contenu.

Làlan'i Madagasikara - Edisiona faharoa

Làlan'i Madagasikara I 3M - 2025 : - Paika Fambolena 90 isa. - Paika Fiompiana 7 isa. - Paika Fitsaboana Adigasy 18 isa. - Paika Fanamboarana zezika 12 isa. - Paika Tari-tsaina 6 isa. - PIR 3M 5 isa. Tohiny Làlan'i Madagasikara II 3M² - 2026 : - Paika Fambolena 37 isa. - Paika Fiompiana 3 isa. - Paika Fitsaboana Adigasy 8. - Paika Fanamboarana zezika 15. - Paika Tari-tsaina 22 isa. - Paika Fahasalamana 5 isa. - Paika Famokarana Angovo sy Rano 17 isa. Nasiana fanatsaràna ary natonta fanindroany 14.10.2026 Havoaka tsy ho ela ny Làlan'i Madagasikara III momba ny "am-pihi-mamba", toekarena, fanondranana ary fanafarana entana tato anatin’ny 10 taona teto Madagasikara. Afaka tsidihina ny tranokala https://lalanimadagasikara.com


Partager cette page
Le partage est disponible sans connexion.
318 vues

Commentaires

2 commentaires